|
|
|
|

Teny iditra1  mampidera
Fototeny  2 dera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to show off something, to seek praise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
5 faire parade de quelque chose [1.8]
Ohatra  6  Aza mampidera amin'ny malahelo, angoa hianarany! [2.298]
7  Toa mampidera ny hasoany amin' ny rahona miloko mena sy volomparasy ny faravodilanitra; [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 mampidare, mampidera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09