Entrée mampahay (hay)
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais To make to be clever, competent, or able to do anything. [1.2]
Explications en français Rendre savant, capable, habile [1.3]
Exemples 
1Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. [2.996]
2Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. [2.332]
Morphologie 
Présent : mampahay
Passé : nampahay
Futur : hampahay
Synonymes mankahay

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31