Entrée mamotsotra (votsotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy itỳ?
Mitery (ombivavy): Lasa namotsotra omby any an-tsaha izy
Manafaka gadra na mpanompo: Iza no mpanjakavavy namotsotra ny mpanompo raha mba fantatrao?
Manala (ny fahotana): Nahazo lalana tamin' ny Tompo hamotsotra ny fahotana izy
Miala, mamadika: Mahagaga fa namotsotra indray ny iray tamin' ireo nilatsaka hofidina [1.1]
Explications en anglais To set free [1.7]
Explications en français Faire glisser entre les mains, ingurgiter, traire, nettoyer, enlever les feuilles en faisant glisser entre les doigts, les mains
(figuré) affranchir un esclave, absoudre les péchés [1.3]
 Libérer, lâcher [1.8]
 Effeuiller, comme on le fait pour les rameaux du mûrier [1.196]
Morphologie 
Présent : mamotsotra
Passé : namotsotra
Futur : hamotsotra
Impératif : mamotsora

Entrée mamotsotra (votsotra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tambahoaka] Afa-jaza [1.78]
  [Bezanozano] Maty anaka [1.78]
  [Tanala] Afa-jaza, tsy mahavanon'anaka [1.78]
 Enti-milaza biby miteraka ka tsy mahazo ny zanany: Namotsotra indray Ikalamavo [1.1]
Explications en français Qui avorte, se dit des animaux [1.3]
Exemples Ny ombivaviny miteraka ka tsy mamotsotra. [2.996]

Mis à jour le 2020/07/31