| Entrée | 1 mamotraka |
| Radical | 2 potraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1] |
| Explications en français |
5 jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3#494] |
| Exemples |
6 Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota.
[2.996#]
7 Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 mamotra-tsaina |
| Autres orthographes | 13 manapotraka |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 15 mamokatra, 16 mamotraka |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|