|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamosaka |
| Fototeny | 2 posaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
5 Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to reveal, to bring into view; to propose an idea
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet
[1.8] |
| Ohatra |
8 Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra.
[2.298#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13 manaposaka |
| Kamban-teny rehetra | 14 mamosaka hevitra |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 mamasoka, mamosaka, 17 somamàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|