|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaposaka |
| Fototeny | 2 posaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy
5 Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 mamosaka |
| Fivaditsoratra | manaposaka, 11 mpanasaoka, 12 mpanasoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|