| Entrée (1/3) | 1 mamory |
| Radical | 2 vory |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 8 mamory nana |
| Synonymes | 9 mamorivory |
| Entrée (2/3) | 10 mamory |
| Radical | 11 vory |
| Partie du discours | 12 verbe actif |
| Explications en malgache |
13 Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [1.1] |
| Explications en anglais |
14 to gather, to collect [1.7] |
| Explications en français |
15 réunir, rassembler [1.8] |
| Exemples |
16 Ka ianao ihany no mamory.
[2.588#]
17 ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao. [2.69#] 18 Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany. [2.59#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (3/3) | 23 mamory |
| Partie du discours | 24 verbe actif |
| Explications en malgache |
25 mamarana amin-java-maranitra ho dombo [Tanala]
[1.78] |
| Anagrammes | 26 mamory, 27 miroma, 28 morima |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|