|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamora
Fototeny  2 fora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandidy foitra: Mamora zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to circumcise [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 circoncire [1.8]
Ohatra  7  Izao no fanao : isam-pito taona no mamora. [1.437#]
8  Asa na mamora ny zanany ireo Mikea niorim-ponenana ivelan'ny ala ireo na tsia. [2.508#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mamorà
Fototeny  14 fora
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamora [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mamora, mamorà, 16 morama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21