Entrée mamono dia (vono, dia)
Partie du discours expression
Définition malgache 1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina
¶ 2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to get into step. See vono dia [Richardson 1885]
Définition française changer le pas, prendre le pas [Abinal 1888]

2013/08/19