|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamisavisa
Fototeny  2visavisa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho.
5Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo.
6Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to describe minutely, to enumerate. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8décrire en détail; énumérer. [1.8]
Ohatra  9 mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa. [2.285#]
10 Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany. [1.437#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15 mamisavi
Fototeny  16visavisa
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamisavisa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18 mamisavisa, mamisavisà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02