|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamiravira
Fototeny  2 viravira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao
5 Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy
6 Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to tear, to rend [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 tirailler et déchirer,
9 maltraiter; dévorer [1.8]
Ohatra  10  Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy. [2.928#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  mamiravirà
Fototeny  16 viravira
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamiravira [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18 mamarivary, mamiravirà, mamiravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21