|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamakafaka |
| Fototeny | 2 fakafaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manontany mba hamotopototra; mandinika; manadihady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to examine closely
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 examiner de près,
7 faire une enquête [1.8] |
| Ohatra |
8 O ry foko koa injao fa mamakafaka ny alina!
[1.279#]
9 Dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra. [1.317#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 mamakafakà |
| Fototeny | 15 fakafaka |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamakafaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamakafaka, mamakafakà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|