|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamafa
Fototeny  2 fafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mamaoka, manadio, mifafa [Tanala] [1.78]
5 Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra?
6 Mamaoka: Mamafa vilia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to sweep [1.2, 1.7]
8 to wipe, to clear away [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 balayer [1.3#136, 1.8, 1.405]
10 essuyer [1.3#136, 1.8]
11 rafler [1.3#136]
Ohatra  12  Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? [2.356]
13  Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. [2.332]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  18 mifafa
Mpanahaka  19  manalaloto, 20  manraoka, 21  mifafa, 22  mifaoka

Teny iditra (2/2)23  mamafà
Fototeny  24 fafa
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamafa, mamafà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21