|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamadika |
| Fototeny | 2vadika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra .
5Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy. 6Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy. 7Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9mettre à l'envers.
[1.3, 1.8] 10trahir. [1.3, 1.8] 11tourner, chavirer. 12changer les morts de tombeau. [1.3] 13tourner sur l'autre côté. 14"retourner" les ossements des ancêtres. [1.8] |
| Ohatra |
15 Raha mamadika izao teniko izao ianareo, matiko!
[2.508]
16 Ry Dimilahy mianadahy avy no mamadika ireo ray aman-dreniny sy razambeny. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 22 mamadika |
| Fototeny | 23vadika |
| Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
25Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany.
[Betsileo]
[1.1] |
| Voambolana | 26 Toe-karena: fiompiana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
27 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|