Entrée malaza ratsy
Mots élémentaires malaza ; ratsy
Partie du discours locution
Explications en malgache Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy ~ Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1]
Exemples 
1Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313]
2ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369]

Mis à jour le 2023/04/16