Entrée (1/2) | 1 malalaka |
Radical | 2 lalaka |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [1.1#563] |
Explications en anglais |
5 spacious, roomy [1.2, 1.7] 6 wide [1.2] |
Explications en français |
7 spacieux, vaste, ample [1.3#375, 1.8] 8 grand, large, espacé [1.3] |
Exemples |
9 malalaka ny tokotany niraisana
[2.356#7]
10 malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse) [1.3#375] 11 nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay [2.445#86] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 16 3 combinaisons de ce mot |
Analogues | 17 lobaloba, milobaloba |
Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 19 malalaka |
Radical | 20 lalaka |
Partie du discours | 21 adjectif |
Explications en malgache |
22 Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [1.1#563] |
Explications en anglais |
23 liberal [1.2] 24 without constraint [1.7] |
Explications en français |
25 sans contrainte [1.3#375, 1.8] 26 libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [1.3] |
Exemples |
27 malalaka indrindra ny didinao
[2.996]
28 halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy [2.366#58] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 32 2 combinaisons de ce mot |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |