Entrée malailay (lailay (lay))
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanala] mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra)
  [Rajemisa 1985] Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy
¶ Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany
¶ Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday
Explications en anglais  [Hallanger 1973] scratchy, itchy
Explications en français  [Hallanger 1974] qui cause des démangeaisons
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31