Entrée |
main' ; main-
|
Partie du discours | forme morphologique de may
|
Exemples |
1 | Mety isy ny main-tany.
[2.445]
|
2 | Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao.
[2.117]
|
3 | nefa tsy ranonoram-baratra fananao ora-main-andro.
[2.324]
|
|
Morphologie |
Présent : |
may,
main',
main- |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
main
 |
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | ankabiazany,
lohany
[1.32, 1.42]
|
Explications en anglais | fotony, ny ilaina indrindra; tsy misy manampy
[1.17]
|
|
Entrée |
main
 |
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | Ny ranomasin-dehibe (the high sea) Fantsona mitondra rano (pipe or duct carrying water) Taroby mitondra herim-baratra (circuit carrying electricity) [1.17]
|
|
Entrée |
main
 |
Partie du discours | nom féminin
|
Explications en français | tanana (une main)
[1.4, 1.8, 1.66]
|
|