Entrée | lohany > loha | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay [1.1] | ||||
Explications en anglais | The head; the front part [1.7] | ||||
Explications en français | La tête; la partie avant [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Vocabulaire | Biologie ~ Espace | ||||
Morphologie |
| ||||
Article | Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly | ||||