|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maimbo vony
Singan-teny  2 maimbo, 3 vony
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny vonin-javamaniry izay tsy manitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qui sent le vert, la verdure [1.196]

Teny iditra (2/2) 7  maimbovony
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 [Merina] (de maimbo-vony : voir à maimbo). Plante indéterminée qui dégage quand on l'écrase une odeur de verdure. [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  maimbo vony, maimbovony

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/10