Entrée mahita volana alohan' ny biby
Mots élémentaires mahita ; volana ; aloha ; biby
Partie du discours locution
Explications en malgache (ny andro roa voalohany ahatsinanan' ny volana dia noheverin' ny Ntaolo fa ny biby ihany no mbola mahita azy) ny olona tondroina amin' io teny io dia mety hiditra amin' ny sokajiny roa: na ireo heverina ho kinga sy mahay noho ny hafa na ireo miteniteny foana [1.1]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/01/01