|
|
|
|

Entrée1  aloha (loha)
Partie du discours  2  préposition
Vocabulaire  3  Temps
4  Espace
Explications en malgache  5  Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa [1.1]
6  Homeko valisoa izay mahavaly aloha [1.1]
7  (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo [1.1]
8  (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1]
Explications en anglais  9  Before [1.2, 1.7]
10  Previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2]
Explications en français  11  First [1.3, 1.7]
12  Avant [1.8, 1.13]
13  Au devant; auparavant [1.8]
14  Antérieur, devant [1.13]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
Dérivés 
17  Verbes actif :
18  Verbes passif :
19  Verbes relatif :
20  Noms :
21  Adjectifs :
22  Adverbes :
Mots composés 
Tableaux et planches  28  Toutes les prépositions

Anagrammes  29  aloha, haola, hoala

Mis à jour le 2023/09/15