|
|
|
|

Teny iditra1  alohaloha
Fototeny  2 aloha
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 un peu en avant, à petite distance [1.3]
Ohatra  6  Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona. [2.472#]

Fivaditsoratra  7 ahalohalo, alohaloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12