Entrée mahefa (efa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
¶ Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
¶ Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa
Explications en français  [Abinal 1888 page 119] pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer
Morphologie 
mahefa
nahefa
hahefa
mahefà
Autres orthographes 
Exemples 
1 [Ratany: Tononkira] rariny raha misy mahefa ny adidiny;
2 [Dahle: Angano, page 88] koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny.
3 [Rapatsalahy: Kintana, page 78] Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona.
Citations 

Entrée mahe (efa)
Partie du discours impératif du verbe actif mahefa [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31