Entrée mahay vava (hay, vava)
Partie du discours expression
Définition malgache olona miteniteny ny sasany foana, mifosafosa sy manaratsiratsy foana; manao teny tafahoatra sy tsy mifidy teny havoaka eo am-pifamaliana amin' olona [Rajemisa 1985]
Définition française bavard, indiscret, mauvaise langue [Abinal 1888]

2012/06/20