| Entrée | 1 mahay manavia manavanana | 
| Mots élémentaires | 2 mahay, 3 manavia, 4 manavanana | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanan-kavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |