|
|
|
|

Teny iditra1  mahatsiaro fanahy
Singan-teny  2 mahatsiaro, 3 fanahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Mitodika ny lasa ka misaina ny fotoana iainana ankehitriny mba hivoarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12