|
|
|
|

Teny iditra 1  mahatombina
Fototeny  2 tombina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui peut bien poser, bien asseoir, mettre dans le calme, rendre prospère, jouir du calme [1.3]
Ohatra  5  Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381#]
6  Fitondrantena hafahafa - indraindray malahelo, tsy mahatombina, mora tezitra. [2.424#]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mahatombina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26