|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tombina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fipetrahana maka toerana tsara
4 Fahatsarampototra eo amin' izay itoerana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22 tombin-ketsa

Teny iditra (2/3)23  tombina
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  25 sahiran-javatra kely [Tambahoaka] [1.78]
Tovy hevitra  26 tomby

Teny iditra (3/3)27  tombina
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 stabilité [1.13]
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  31 antomby, 32 tambino, 33 tambony, 34 tombina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09