|
|
|
|

Teny iditra1 lomorina
Fototeny  2lomotra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina
Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 moldy; overgrown with algae [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 moisi; couvert de mousse [1.8]
Kamban-teny rehetra  7lomorim-bavorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08