|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lomotra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)5 lomotra
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Zavatra mitankosina maitsomaitso ao anaty rano na mipetaka amin' ny vato anaty rano ka malama aoka izany raha hitsahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 algae, green water scum; water plants, seaweed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 algues; mousses sur les pierres [1.8]
10 (dans toute l'île, mais on prononce plutôt lomotsa dans le Sud) (comparer au malais lumut, au batak limul, etc.). Nom générique des algues vertes. Plus particulièrement Vaucheria sessilis (Vaucher) De Candolle (Vaucheriaceae). Mais on le donne aussi à des plantes aquatiques Phanérogames ressemblant à des algues (hydrocharis, etc.) On les employait en teinturerie surtout pour le mordançage des fibres, du fait de leur richesse en mucilage. [1.196]
Ohatra  11 Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [2.643]
12 Maroro-paniry ny ketsa eny an-tsaha, voavakivakin' ny valam-parihy maitso lomotra. [2.470]
13 Làlana maniry lomotra no hodiavinao, ka tandremo ny tenanao ndrao lavo - na ny fanahinao ho solafaka! [2.5]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  15 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 lomotra, 18 molotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02