Entrée lolompaty (lolo, faty)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes kakabemaso

Mis à jour le 2013/03/06