|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  loky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Toran' ny hehy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui se pâme de rire [1.3]
Ohatra  5  Hoy izy loky. [2.471]
6  hoy Ramatoa Razafy, sady loky izy. [2.499]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  10 lonky
Tovy hevitra  11 lokiloky
Kamban-teny rehetra  12 lokin' ny hehy

Teny iditra (2/2)13  Loky
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  15 petit fleuve de la province de Diégo-Suarez, qui pend sa source
16 dans la montagne Betsofa (1.178 m) ...
17 Il reçoit sur la rive gauche l'Andrevo [1.11]
Voambolana  18  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  19 kilo, 20 koly, Loky, loky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21