|
|
|
|

Teny iditra 1  lokiloky
Fototeny  2 loky
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Toran' ny hehy: Lokilokin' ny hehy: Vaky mihomehy fatratra [1.1]
Tovy hevitra  5 loky
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lokiloky

Fivaditsoratra  7 kolikoly, lokiloky

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04