| Entrée | 1 lohateny | 
| Mots élémentaires | 2 loha, 3 teny | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a title, a heading [1.7] | 
| Explications en français | 7   titre [1.8, 1.13, 1.5.fr#193] | 
| Exemples | 8   Anaovy lohateny ny andininy tsirairay.
[2.285#46] 9 jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314#88] 10 Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117#65] 11 Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356#95] | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 lohateny, 14 natohely | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |