Entrée liona
Partie du discours nom
Définition malgache [ lioña ] [Tambahoaka] laona [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] laona [Rakotosaona 1972]
Synonymes leona

Entrée liona
Partie du discours nom
Définition malgache Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: lion.
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra [Randzavola: Baiboly, page 33]
2Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 7]
Articles 

Entrée liona
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] bout des branches. [David 1952 (takila L)]
Définition française (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Synonymes leona

2019/08/17