|
|
|
|

Teny iditra1  levilevy
Fototeny  2 levy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 threats, scolding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 réprimande [1.3#403]
7 menaces, réprimandes [1.8]
Ohatra  8  levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy. [2.470#]
9  Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  levilevy, 21 velively

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02