|
|
|
|

Entrée1  lehilahy tsy boka herintaona
Mots élémentaires  2  lehy, 3  lahy, 4  tsy, 5  boka, 6  herina, 7  taona
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9  enti-milaza fa na inona na inona manjò, ny lehilahy afaka hiarina ihany noho ny herimpony [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11