Entrée herina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy
¶ Herinandro, herintaona [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a turn, a return [Hallanger 1973]
Explications en français retour à [Marre: Grammaire]
 demi-tour, retour [Hallanger 1974]
Dérivations 
Analogues  herinandro ~ herintaona

Mis à jour le 2020/07/31