Entrée lavitra akaiky
Partie du discours locution
Explications en malgache ilazana toerana izay akaiky ihany raha alaina an' eritreritra na tombanana atao toratady, fa ny lalana mankany no lavitra [1.1]
Explications en anglais near, but cannot be reached. [1.2]

Mis à jour le 2020/07/31