|
|
|
|

Teny iditra1  lany zara
Singan-teny  2 lany, 3 zara
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 1) enti-milaza zavatra nozaraina ka tsy misy ambiny hozaraina intsony
6 2) enti-milaza koa ny zazavavy efa lehibe tsy misy maka vady intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 having lost her reputation so that no one will marry her
8 divided without any remainder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 (femme) qui a perdu sa réputation et ne trouvera pas à se marier
10 qu'on divise sans reste [1.8]

Fivaditsoratra  lany zara, 11 zanaraly, 12 zaranaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22