|
|
|
|

Teny iditra1  lany ringana
Singan-teny  2 lany, 3 ringana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Nisy olon-kendry ta-hananatra ny mpanjaka tamy ny fitondram-panja- kana, fa nahery namono be loatra ny vahoaka ilay mpanjaka, ka saiky lany ringana ny vahoany. [2.293]
6  Fa nahoana no lany ringana ny sisan'i Jodà? [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10