Entrée lany mondron-kery (lany, mondro, hery)
Partie du discours locution
Explications en malgache lany hatramin' ny hery kely sisa nananana; lany harena sy fananana nanasoavana zanaka na zavatra hafa nilaina ho tsara; fongana ny hery rehetra tamin' ny asa na ny fanaovan-tsoa [Rajemisa 1985]
Explications en anglais having given all his strength [Hallanger 1973]
Explications en français qui a épuisé ses forces [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2020/07/31