|
|
|
|

Entrée1  lambamena
Mots élémentaires  2  lamba, 3  mena
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray [1.1]
Explications en anglais  6  a deep red-colored shroud for the dead [1.7]
Explications en français  7  linceul en soie rouge bordeaux [1.8]
Exemples  8  Lasan-dRakoto ny lambamena! [2.285]
9  Taloha, dia lambamena no fanaonay. [2.245]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 lambamena, 12 manambela, 13 menalamba, Menalamba

Mis à jour le 2025/10/18