|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lafaoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitaovana voahodidin' ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho atao ladobo
4 Fantsona natao hivoahan' ny setroka avy amin' ny fatana: Mipololòtra ny setroka avy ao anaty lafaoro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 an oven; a chimney
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 four; cheminée
[1.8] |
| Ohatra |
7 Mpitatitra kitay hatao anaty lafaoro no asan' I Feno.
[2.472#]
8 setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka. [2.470#] |
| Kamban-teny rehetra | 9 lampy fanao an-dafaoro |
| Lahatsoratra | 10 Randzavola: lafaoro ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|