|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 korapaka |
| Fototeny | 2 rapaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana
5 Fahadodonana noho ny fahamaikana, fisahotahana noho ny hatairana ka tsy mahatandrina ny fihetsiky ny tena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 striving, hurrying; struggling for release
[1.2] 7 a sudden movement; a struggle for release [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 mouvement irréfléchi, précipité, empressement
[1.3] 9 mouvement précipité; ébats [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 26 korapapa, koropaka |
| Teny iditra (2/2) | 27 korapaka |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 largeness of the feet
[Provincial]
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 30 karapoka, korapaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|