|
|
|
|

Teny iditra1  mikorapaka
Fototeny  2 korapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
5 Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mikarapoka, mikorapaka, 12 mpikaraoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02