|
|
|
|

Teny iditra 1  kômity
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [komìty] a committee [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 [komitỳ] comité [1.3]
6 [komìty] comité [1.8]
Ohatra  7  Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187]
8  ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16]
9  Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Tsipelina hafa  11 kaomity
Mpanahaka  12  vaomiera, 13  vaomiera
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how komity

Fivaditsoratra  kômitỳ, 15 mikito, 16 mitoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13