|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kirihitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 très petit, menu [1.3#335]
4 désignant tout ce qui est petit, menu [1.196]

Teny iditra (2/3)5  kirihitra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [1.1]
8 hazo madinika sy akata mifandringitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 shrubs, brush, bushes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 broussailles
11 marmaille [1.3]
12 arbrisseaux, broussailles [1.8]
13 fourré, taillis [1.13]
Ohatra  14  Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [2.48]
15  Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499]
Voambolana  16  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  17 kirihitr' ala
Kamban-teny rehetra  18 kirihitrala

Teny iditra (3/3)19  Kirihitra
Singan-teny  20 kirihitra
Sokajin-teny  21  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  22  Haisoratra: boky
Mpanoratra  23 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Fivaditsoratra  Kirihitra, kirihitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21