|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kionkiona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teniteny, bedi-bedy: Olona be kionkiona koa raha itony Rakoto itony [1.1]

Teny iditra (2/2)4  kionkiona
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazana jaboady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 civette. [Tankarana] [1.19]
8 belette [1.54]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono

Fivaditsoratra  kionkiona, 10 koinkoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17